Teny iditra sola manara-dia (sola, araka, dia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza an' ohatra ireo olo-mahantra zokiolona izay tsy mitarika fa ataon' ny olona mpanaraka manjohizohy avy aoriana fotsiny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31