Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marivo aty, saliaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Large, qui s'étend comme l'escargot [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivelarana ary fisokafana
Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de s'étendre
Figuré: cajoleries basses [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31