Teny iditra solia
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: soulier.
Teny mitovy hevitra solie

2009/04/27