Teny iditra | 1 solia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] [frantsay soulier] Kiraro fanao an-trano ka tsy misarona ny aoriana fa ny lohany ihany no feno |
Voambolana |
4 Toe-karena: zaitra |
Tovy hevitra | 5 solie |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 asoli, Isalo, isola, solay, solia |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |