|
|
|
|

Teny iditra1  soloatre
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] diso kely, indro kely, solafaka fiteny na fanindra: Nijodijody teroa iaho omale ka soloatre tamin'ny lafatra iñe (nikarenjy tety aho omaly ka solafaka tamin'io zana-tohatra io)

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07