Teny iditra solo endrika
Singan-teny solo ; endrika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fototeny hafa ampiasaina hisolo endriky ny matoanteny sasany rehefa tsy afa-maneho toe-javatra iray izy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Supplétisme [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08