Teny iditra | 1 solokina |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitahina amin' ny fanambakana: Nosolokin-dRangahy iny aho Alaina amim-pitaka: Nosolokiny lahy ny volako |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be defrauded, to be blackmailed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on fait chanter |
Fototeny | 6 soloky |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 asolokin, kaonsôly, lanosiko, nasoliko, nasoloky, nisolako, sinolako, solokina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |