|
|
|
|

Teny iditra1  solomaso
Singan-teny  2  solo, maso
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fitaovana misy fitaratra roa manampy ny maso mba hahita tsaratsara kokoa
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2.en#583] a pair of spectacles
6  [1.7.en#87] spectacles
7  [1.53.en#71] glasses
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.8#81, 1.5#266] lunettes
Ohatra  9  Lehilahy lehibe anankiray, lava marotsaka, efa zokinjokiny, ary manao solomaso, no nitsangana. [2.472]
10  Raisiny ilay solomasony mba hafahafa izay, fa solomaso mihorona, tsy misy afa-tsy tahony tokana. [2.356#29]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny solomaso io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07