Teny iditra solombava (solo, vava)
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy a representative, a deputy, any one who transacts business for another [Richardson 1885]
Fandikana frantsay un envoyé, un représentant du souverain ou du peuple [Abinal 1888]
Mpanahaka  mpisolovava ~ solo vava
Ohatra ary ny any ivelany Merina tsy miakatra, fa ny komandimbohitra solombava n' andriana no tompo nome' ny azy. [Callet: Tantara, takila 691]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31