Teny iditra | 1 solombavambahoaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a deputy, a member of parliament |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] député, membre de l'Assemblée Nationale 6 [1.5] député |
Ohatra |
7 [2.472] Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. |
Voambolana |
8 Pôlitika |
Singan-teny | 9 solombava, vahoaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |