|
|
|
|

Teny iditra1  solombavambahoaka
Singan-teny  2  solombava, vahoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a deputy, a member of parliament
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] député, membre de l'Assemblée Nationale
7  [1.5] député
Ohatra  8  Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara. [2.472]
Voambolana  9  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11