Teny iditra solombodiakoho
Singan-teny solo ; vodiakoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû [1.3]
 (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle [1.8]
Ohatra Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy. [1.369]
Mpanahaka  solompenakoho

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08