|
|
|
|

Teny iditra1  solombodiakoho
Singan-teny  2  solo, vodiakoho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanatitra omen' ny zanaka ny ray aman-dreny amin' ny fandroana na amin' ny tonon-taona
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] (solom-bodiakoho) a gift of money to one's superior in place of the traditional chicken's rump
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] cadeau en argent donné aux parents, aux chefs, aux grands, à l'époque du Fandroana, à la place du croupion qui leur est dû
7  [1.8] (solom-bodiakoho) cadeau aux parents ou à un supérieur pour remplacer la croupe de poulet traditionnelle
Ohatra  8  Toy izany ohatra rehefa mandalo ny mpamafa lalana na ny mpamonjy trano may haka solombodiakoho na ny fakitera hitondra taratasim-bola, dia tolorany zavatra tokony ho harem-be ho azy raha ny fiheverana azy. [1.369#]
Mpanahaka  9  solompenakoho

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12