|
|
|
|

Teny iditra1  solon' anarana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] anarana asolon'ny mpanakanto ny tena anarany
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13, 1.66] pseudonyme
Singan-teny  5  solo, anarana
Tsanganana sy sary iray takila  6  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/02