|
|
|
|

Teny iditra1  solonify
Singan-teny  2  solo, nify
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Nify namboarina ka arafitra ho solon' ny tena nify banga na niniana nesorina mihitsy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Dents postiches, râtelier
Voambolana  6  Fahasalamana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny solonify io

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08