|
|
|
|

Teny iditra1  solonkofehy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (jereo koa: Ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana)
(solon-kofehy) Anarana omena ny vola famangiana ny fianakaviana mana-manjo raha mby eo amin' ny famonosan-damba no tonga mamangy
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] [solon-kofehy] Argent donné aux enterrements
Singan-teny  5  solo, kofehy
Tovy hevitra  6  kofehy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10