|
|
|
|

Teny iditra1  solovaika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka
Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom
Singan-teny  5  solo, vaika

Fivaditsoratra  6  soavaliko, solovaika, voasolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21