Teny iditra som > soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] sangisangy amin'ny tanana [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] lalao [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] sangisangy, lalao, kilalao [Rakotosaona 1975]
 lalao, fisa [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay jeu [SLP 1986]

Teny iditra som > soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] safosafo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra som > soma~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny soma~]
Fanazavàna teny frantsay préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [Abinal 1888]

Teny iditra som > somy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy molotra [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay lèvres [SLP 1986]
Voambolana 
Mpitovy hevitra sony

Teny iditra som > somotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay la barbe du menton [Abinal 1888 takila 627]
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [Ndema: Antakay, takila 53]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra som > somona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (probablement même origine que somo). Désigne les mêmes plantes : Euphorbia splendens Bojer et Euphorbia bojeri Hook. (Euphorbiaceae). Pachypodium densiflorum Baker et Pachypodium rosulatum Baker (Apocynaceae). Les Sakalava prononcent plutôt somono. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra som > somaina
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] qu'on fait comme un jeu [David: Dialectes (takila S)]

Teny iditra som > somaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] same as songosongo [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (probablement de somo. Euphorbia splendens Bojer ex Hook. (Euphorbiaceae). Nom et identité signalés par Dubois. Le latex est employé pour faire des gluaux afin de capturer les petits oiseaux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Euphorbia splendens
Mpitovy hevitra somo ~ songosongo

Teny iditra som > somana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] (de soma ; préfixe superlatif ; et ana : troublé, perplexe ; l'aspect de cette plante à la souche renflée, monstrueuse, est déconcertant). Pachypodium rosulatum Baker (Apocynaceae). Plante grasse très originale. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pachypodium rosulatum

Teny iditra som > sona
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay [inusité [Abinal 1888 takila 628]
Sampanteny 

Teny iditra som > sona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Deuil  - > azo, fere, oje, rate [Poirot & Santio: Vezo (takila S)]

Teny iditra som > soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] sangisangy amin'ny tanana [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] lalao [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] sangisangy, lalao, kilalao [Rakotosaona 1975]
 lalao, fisa [SLP 1986]
Fanazavàna teny frantsay jeu [SLP 1986]

Teny iditra som > soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] safosafo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra som > soma~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny soma~]
Fanazavàna teny frantsay préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [Abinal 1888]

Teny iditra som > somina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsihy zairina hitahirizana ny valala nampangotrahina kely, dia nahahy ho maina [Rajemisa 1985]

Teny iditra som > somoy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de somo). Pachypodium densiflorum Baker (Apocynaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Pachypodium densiflorum

Teny iditra som > somo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] herbs [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Pachypodium rosulatum

Teny iditra som > somo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] same as songosongo [Richardson 1885]
Voambolana 
Mpitovy hevitra somana ~ songosongo

Teny iditra som > somo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] molotra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra som > somàka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misompirana sy mivilambilana, ka tsy mahitsy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra som > somaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny saoka: Ny volon-tsomaka no atao hoe somotra [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay le menton [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa