Teny iditra soma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] sangisangy amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] lalao [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] sangisangy, lalao, kilalao [Rakotosaona 1972]
 lalao, fisa [SLP 1986]
Famaritana frantsay jeu [SLP 1986]

Teny iditra soma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] safosafo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra soma~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny soma~]
Famaritana frantsay préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [Abinal 1888]

2017/06/30