Teny iditra somaingisaingy (saingisaingy)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Menamenatra, matahotahotra, miroahana; sanganehana tsy mahita izay hatao: Somaingisaingy teo Ibolita nahita ny namany rehetra afaka tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: haingihaingy ~ hangihangy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay timide, embarassé, qui est en suspens, entre deux [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31