| Teny iditra (1/2) | 1 somàka |
| Fototeny | 2 somàka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misompirana sy mivilambilana, ka tsy mahitsy
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fikambanana | 8 milon-tsomaka |
| Teny iditra (2/2) | 9 somaka |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Ny saoka: Ny volon-tsomaka no atao hoe somotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 le menton
[1.3] |
| Voambolana | 13 Haiaina |
| Tsipelina hafa | 14 saomaka |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 Kosama, 17 makôsà, somàka, somaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07 |
|