Teny iditra | 1 somalianina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Somalian |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] somalien, somalienne |
Voambolana |
6 Haitoetany: firenena, foko |
Mpanahaka | 7 somalia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |