| Teny iditra | 1 somalianina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika
4 Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 Somalian
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 somalien, somalienne
[3.1] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Mpanahaka | 8 somalia, 9 somalia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|