Teny iditra | somatoto | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Sahirana, mipenompenona, vezika: Somatoto ny mpila holatse ko mandremandre ny mpañijà (Vezika ny mpaka holatra ka miadana ny mpanana omby) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |