Teny iditra (1/3) | 1 soma |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 sangisangy amin'ny tanana [Taisaka]
[1.78] 4 lalao [Sihanaka] [1.78] 5 sangisangy, lalao, kilalao [Tanala] [1.78] 6 lalao, fisa [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 jeu [1.13] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 soma |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 safosafo [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 12 soma~ |
Sokajin-teny | 13 tovona |
Fanazavàna teny frantsay |
14 préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [1.3] |
Fivaditsoratra | 15 maso, mosa, soma, soma~, maso, mosa, soma, soma~ |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |