Teny iditra somizo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza lamba natao tamin' ny kofehy landihazo tahaka ny soga ihany, saingy madinika tsara tenona kokoa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay calicot [Abinal 1888]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: chemise.
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1izay aza somizo ny tapany, soga ny tapany. [Rabemolaly: Fary]
2Fehe-zina lambarano sy somizo ny mozikany sy ny amponga. [Rainitovo: Antananarivo]
3Tsy nanaiky izy raha tsy somizo faharoa avy no karamany. [Rabary: Daty]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/13