| Teny iditra | 1 somondrara |
| Fototeny | 2 sondrara |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 [Tanala] tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono
[1.78] 5 [Tanosy] zatovo vavy [1.78] 6 [Antesaka] nono [1.78] 7 [Sihanaka] nonon-jazavavy [1.78] 8 Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita amin' ny fitombon' ny nonony na ny fibontsiny [1.1] 9 tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 adolescente
[1.13] |
| Ohatra |
11 Ley Venjy zahay mbo handisa - Andao tsika somondrara mba hiango.
[2.606#]
12 Ny vidin' ny tany dia andevovavy somondrara roa, basy fito ambinifo-lo, omby zato, volafotsy roanjato ariary ary rojo volafotsy nahoa-bovonana. [2.508#] |
| Kamban-teny rehetra | 13 ampelasomondrara |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|