|
|
|
|

Teny iditra1  somotaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifotafota eo am-pihinanana; sahirana aoka izany amin' ny asa atao: Somotaka erỳ Rakoto amin' ny fikarakarana ny fanambadian-janany
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  5  somotaka, tako-maso, toka-maso

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21