Teny iditra | 1 somotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#627] la barbe du menton 5 [1.196] barbe de l'homme pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes |
Ohatra |
6 Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#] 7 Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#] |
Voambolana |
8 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny somotra io |
Lahatsoratra |
21 Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |