| Teny iditra | 1 sompiranina |
| Fototeny | 2 sompirana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tapahina na atao mivilana: Aza sompiraninao ny resakay
5 Avilana: Nosompiraniny ny fijeriny 6 Asiana amin' ny fombamiolaka: Nosompiraniny tamin' ny baolina aho [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|