|
|
|
|

Teny iditra1  sondriana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny sondriana io

Fivaditsoratra  10  andosiran, isan' andro, nandosira, sondriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21