|
|
|
|

Teny iditra1  sondrian-tory
Singan-teny  2  sondriana, tory
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy mahatsiaro, tsy taitra amin' ny fotoana tokony hifohazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14