Teny iditra sondroñandro
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tanala] rehefa, tolakandro, folakandro: Mañaniha atoy anareo laha sondroñandro (miakara aty hianareo rehefa) [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31