Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Sotrokely nampisotroana tangena ny olona, nampinomina taloha [Rajemisa 1985]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Ilazana olona izay fohy ny orony sy ny tarehiny; olona petaka orona sy iva loha [Rajemisa 1985]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] tranovorona, vatampaty (faty lena) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra sondry
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay cône
¶ sondrin'aloka: cône d'ombre. [Voambolana: Fizìka] [SLP 1986]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra kitsoloha

2009/09/09