|
|
|
|

Teny iditra1  songonana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fototeny  3  songona
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa
Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko
Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko

Fivaditsoratra  9  nasongona, nosongana, songonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29