Teny iditra | 1 sorabaventy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.13] lettre majuscule (une), lettre capitale |
Ohatra |
4 [2.508#] Hita tamin' izany ny lamba jaky marevaka, ny sezam-panjakana sy ny satro-panjakana mihoso-bolamena, ny sorabaventy milaza andininy nalaina avy tao amin' ny Baiboly |
Voambolana |
5 Haiteny |
Singan-teny | 6 soratra, vaventy |
Tohi-kevitra | 7 soramadinika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |