|
|
|
|

Teny iditra1  sora-damba
Singan-teny  2  soratra, lamba
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Tsy maninona ary fa ny sora-damba betsaka [2.643#107]
5  Tsara tokoa ny sora-damba hitany sady karazan-dravindamba mihaja [2.643#108]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny sora-damba io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/22