Teny iditra sora-kena
Singan-teny sora- (soratra) ; hena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra samihafa amin' ny hena tokony ho an' ny tsirairay arakaraka ny laharam-boninahiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24