|
|
|
|

Teny iditra1  soratrandra
Singan-teny  2  soratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Tovy hevitra  5  sorapohy

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16