Teny iditra sori-bilana (soritra, vilana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny mifanohi-kevitra 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31