|
|
|
|

Teny iditra1  sorindrana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-kazo mitovitovy amin' ny bosoa (liège) ka azo anaovana tsentsin-tavoahangy koa, saingy tsy mba ny hodiny no alaina amin' izany, fa ny tenany mihitsy izay maivana sy malemilemy; ny sorindrana no nitaina raha nahandro ny sakafon' ny mpanjaka tamin' ny Fandroana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (déformation de sorondriana). Sorindeia madagascariensis DC. (Anacardiaceae). Excellent fruit comestible (tout au moins pour les meilleures formes, car elles sont assez variables), mais à odeur très forte de térébenthine. Mériterait d'être amélioré et cultivé. [Betsimisaraka]
Ohatra  5  [2.48] Dia arehitra ny afo, ny hazo sorindrana no atao kitay
Voambolana  6  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02