Teny iditra | 1 sorisorena |
Fototeny | 2 sorisory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Madisadisa, sosotsosotra: Sorisorena be ihany aho ka andeha hivoaka kely aloha Malonilony fa misy tsy mahafaly: Sorisorena izy tamin' ny bedibedy nataonao |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be vexed, to be chagrined |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on vexe, qui a du chagrin |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |