Teny iditra sorony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny antsasak' ilan' ny omby eo aloha [1.1]

Teny iditra sorony (sorona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana soronina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo [1.1]

Teny iditra sorony
Sokajin-teny anarana sorona sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31