Teny iditra (1/2) | 1 sorony |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny antsasak' ilan' ny omby eo aloha |
Teny iditra (2/2) | 4 sorony |
Sokajin-teny | 5 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana soronina [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
6 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] |
Ohatra |
8 [1.1] sorony ny afo, ry Bozy, fa aza variana mamaky tantara an-tsary eo |
Fototeny | 9 sorona |
Fivaditsoratra | 10 niroso, rosony, sinoro, soroni, sorony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |