Teny iditra sory
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra manelingelina ny saina ka mahatonga ny tena ho madisadisa: Miteraka sorisory ny adiady amin'ny tany amamonina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31