Teny iditra sosoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vary andrahoina malemy misy ranony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rice cooked soft with much water, usually served at breakfast [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Riz cuit avec beaucoup d'eau et qui se mange au petit déjeuner [1.8]
 Sorte de soupe épaisse ou de brouet préparés avec divers légumes cuits à grande eau ou dans du lait. Anciennement, on en distinguait de nombreuses catégories : sosoa berano, sosoam-bomanga, sosoa misitra, sosoa mohaka, sosoa ridritra. De nos jours sosoa désigne surtout le riz cuit à grande eau qu'on mange au repas du matin ; c'est le petit déjeuner malgache ou le soir au diner. [1.196]
Ohatra 
1Amboary io, Rainilaima, hoy izy, fa izaho 'ndeha hantsaka rano hanaovana sosoa ho an-dRazay [2.324]
2Toa gaga ihany koa izy, satria nanaronana sosoa maraina sy nasaina nihinana tao an-dakozia. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03