Teny iditra soso-kevitra (sosoka, hevitra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay proposition, suggestion [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/28