Teny iditra | 1 soso-kevitra |
Singan-teny | 2 sosoka, hevitra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] suggestion |
Ohatra |
6 Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana. [4.27#] 7 Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako. [1.369#] |
Voambolana |
8 Filôzôfia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |