Teny iditra | 1 sosorina |
Fototeny | 2 sosotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga sosotra: Nososoriny aho nefa izaho tsy naninona azy akory [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be vexed, to be angered [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on vexe, qu'on énerve [1.8] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |