|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sotro asisika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] kiry tsy azo fefena tsy hanao izay tiany
Singan-teny  4  sotro, asisika

Teny iditra (2/2)5  sotroasisika
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.196] (littéralement : « cuillère qu'on enfonce toujours » ; au sens figuré : obstiné, qui s'entête). Lophotocarpus guayanensis (Kunth) Griseb. (Alismataceae). Nom et identité d'après Descheemaeker 1977. [Betsileo]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10  sotroasisika, sotro asisika

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28